Teny iditra saro-piaro
Singan-teny sarotra ; fiaro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Sarotiny izaitsizy amin' ny zavatra ananany, izay tandremany sy arovany fatratra, tsy zarazarainy amin' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Jealous [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Jaloux [1.3, 1.8]
 Soupçonneux, excessivement chatouilleux, comme un mari par rapport à son épouse [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18