Teny iditra | saribakoly (sary, bakoly) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taifasy] saripapety [1.78] | ||||
Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | A doll [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Poupée [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Kilalao | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/03 |