Teny iditra saodiera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. chaudière] Fitaovana vy fitanehana rano ho an' ny masinina na fahandroan-tsakafo [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chaudière.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31