Teny iditra | sampaina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. champagne] Karazan-divay ambony mamorivory ataon' ny olona fisotro amin' ny andro iray [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: champagne. | |
Fivaditsoratra | asampina, manapisa, mañasapy, sampaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |