Teny iditra |
sakany
|
Sokajin-teny | anarana sakana sy mpisolo
|
Fanazavàna teny malagasy | Habe mifanohitra amin' ny lavany: Ohatrinona no haben' ity efitrano ity? Fito metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany Habe salasalany, antonintoniny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The width [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Largeur [1.8]
|
Ohatra | Efa tonta ihany ilay varavarana ka takela-kazo sahabo ho iray zehy sakany sy roa halavany no azo nakisaka hijereny ny ati-trano.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sakany
(sakana)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lehibe, vantotra, tsy mbola tena lehibe nefa tsy kely intsony koa: Sakan-jaza, sakan' ombivavy Salasalany, atriatry: Sakan-karona. [1.1]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
sakany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Vantotr' ombivavy afa-miteraka [1.1]
|
Tovy hevitra | ~ |
|