Teny iditra sabatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A sword [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sabre [1.8]
Ohatra ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11