Teny iditra rabatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dimbana atao amin' ny tolam-baravarana mba hidiran' ny lelavaravarana [1.1]
 Karazana dimbanila amin'ny tolambaravarana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Feuillure des portes et des croisées [1.3]
 Feuillure [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31