Teny iditra patsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shrimps [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Mpanahaka  patsanorana
Ohabolana 

Teny iditra patsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny [1.1]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24