Teny iditra | oniversite | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | University [1.209] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fianarana | ||||
Tovy hevitra | anjerimanontolo | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: université. | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |