Teny iditra | ompana (ompa) | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be reviled, to be abused. [1.2] | |||||||||
To be abused with foul language [1.7] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3] | |||||||||
à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8] | ||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Teny iditra | ompana | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'attacher des objets ensemble [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | ampo~na, mañapo, mañopa, mpanao, mpanoa, ompana, pañoma |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |