Teny iditra | omaly | ||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana entina hilazana ny andro nialoha ny androany: Ny omaly no zokin' ny anio Ny lasa: Sarotra hadinoina ny omaly Milaza fotoan' andro nialoha ny androany: Tonga omaly i dadatoa. (Amin' ity hevitra ity, dia "rahomaly" no nampiasaina taloha: tonga rahomaly i dadatoa) [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Yesterday. [mal. Kulmarin.] [1.2] | ||||
Yesterday [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Hier [1.3, 1.8] | ||||
Voambolana | Fotoana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny omaly io | ||||
Fivaditsoratra | alimo, lomay, mailo, maoly, mialo, milao, miola, molay, omaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |