Teny iditra | olimpanjehy (olitra, zehy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetra voalohany ananan' ny lolo raha vao foy, alohan' ny hiofoany ho samoma; misy tongony folo ny olimpanjehy, ka ny enina miraikitra amin' ny tratrany, ny efatra amin' ny kibony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of a caterpillar, so called from its motion of putting head and tail together before each step. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |