Teny iditra | naitrara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tenan-javatra ao anatin' ny asidra iray, fampiasa hanaovana zezika tsara fa manome azoty ny zavamaniry [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nitre [1.2] | |
Voambolana | Simia | |
Ny fihaviany | Anglisy: nitre. | |
Fivaditsoratra | iratrana, naitrara, ratraina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |