Teny iditra | mpiompy (ompy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A cattle raiser, a stockman [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | éleveur [1.8] | |
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpiompy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |