Teny iditra mpiaotra (aotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31