Teny iditra |
mitsimoka
(tsimoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1]
|
| Mitsiry [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bourgeonner, germer [1.13]
|
Ohatra | Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitsimoka |
Ny lasa : |
nitsimoka |
Ny hoavy : |
hitsimoka |
|
Ohabolana |
|