Teny iditra miorika (orika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano.
Mitovy hevitra: miakatra any irà [1.1]
 Miakatra mankany andoharano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
 Remonter le courant [1.13]
Ohatra ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miorika
Ny lasa : niorika
Ny hoavy : hiorika
Filaza mandidy : mioriha
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra miorika (orika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Vomir [1.3]
Voambolana 

Teny iditra miorika (orika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]

Teny iditra miorika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Minorant [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14