Teny iditra | miketrona (ketrona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be wrinkled [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être ridé, plissé [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miketrona io | ||||||||
Teny iditra | miketròna (ketrona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miketrona | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |