Teny iditra mijoko
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Mandeha miafina [1.78]
 Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana
Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka
Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijoko
Ny lasa : nijoko
Ny hoavy : hijoko
Filaza mandidy : mijokoa

Teny iditra mijoko
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] mikendry [1.78]

Teny iditra mijoko
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy (unattested) [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18