Teny iditra | mijery (jery) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Mihevitra [1.78] | ||||||||
Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To look at [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Regarder [1.8] | ||||||||
Ohatra | Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mila jery | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mijery io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |