Teny iditra |
miharihary
(harihary)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2]
|
| To be evident, to be plain view [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être en vue; être évident [1.8]
|
Ohatra | Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miharihary |
Ny lasa : |
niharihary |
Ny hoavy : |
hiharihary |
Filaza mandidy : |
mihariharia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|