Teny iditra |
mibobobobo
(bobobobo)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mifioka (toy ny rivotra) Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
|
Ohatra | Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana.
[2.324]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mibobobobo |
Ny lasa : |
nibobobobo |
Ny hoavy : |
hibobobobo |
Filaza mandidy : |
miboboboboa |
|
Ohabolana |
|