Teny iditra mialona (alona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
 To envy, to be jealous of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être jaloux de, envier [1.8]
Ohatra Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialona
Ny lasa : nialona
Ny hoavy : hialona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20