Teny iditra | manodoka (sodoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mandokoa, manodoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |