Teny iditra mandrikitra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakaiky ny tena izy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tendre vers [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrikitra
Ny lasa : nandrikitra
Ny hoavy : handrikitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31