Teny iditra | mandositra (lositra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To run away from; to flee [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fuir, s'enfuir de [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mandositra io | ||||||||
Fivaditsoratra | mandositra, mandrotsia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |