Teny iditra loteria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisarihana nomerao an-tsapaka, ka izay karatra mitondra nomerao mifanandrify amin' ny nomerao voasarika no mahazo loka, vola na zavatra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: loterie.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31