Teny iditra lietna-kolonely
Singan-teny lietnà ; kolonely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: lieutenant-colonel.

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/09