Teny iditra leda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano [1.1]
 Singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Clapet [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra leda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra ledaleda

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07