Teny iditra | kotsaba | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo re rehefa mamindra ao anaty rano marivo na hotsaka ny tongotra ka heno mitsapatsapaka isaky ny mandroso [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bokatsa, kotsaba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |