Teny iditra koroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Bibikely manimba fanaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Charançon ; insecte qui détruit les graines, qui s'attaque au bois [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra koroko

Teny iditra koroka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Brigand [1.19]
Tovy hevitra koroko

Teny iditra koroka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Jejo, janga [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31