Teny iditra | koreha | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely koreha [1.1] | |
Tovy hevitra | korehy | |
Fivaditsoratra | haroke, heroka, horake, koreha, rehoka, rohake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |