Teny iditra kolonely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra ambony amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka, ambany manarakaraka ny jeneraly ary ambony noho ny lietnà kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de vaisseau amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Zara Hazondamosina velona avy amin'ny kôlônely Richard Ratsimandrava
Ny fihaviany Frantsay: colonel.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31