Teny iditra kindriandriana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalaon-jazavavy kely misy solon' olona vita amin' ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31