Teny iditra | kiliomanga (kilio, manga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Siram-barahina [1.1, 1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sulfate de cuivre [1.13] | |
Nom malgache du sulfate de cuivre ou vitriol bleu [1.196] | ||
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |