Teny iditra | kifanimpanina (fanimpanina (fanina)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalaon' ny ankizy mihodinkodina ka avy eo dia fanina sy mivembena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jeu qui consiste à pirouetter sur ses pieds tout en étant debout [1.3] | |
Voambolana | Kilalao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |