Teny iditra kaomisera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [1.1]
Ohatra Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [2.4]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: commissaire (un).
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/12