Teny iditra | kaodikaody (kaody) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Shy, timid, wild [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Méfiant, sauvage, craintif [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Tovy hevitra | kaody | ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kaodikaody io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |