Teny iditra kanety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A marble (plaything) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bille (jouet) [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31