Teny iditra | kadradraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kalalao vaventy [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | kalabe ~ kalalao | |
Teny iditra | kadradraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Loha [1.78] | |
Fivaditsoratra | drakadraka, kadradraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |