Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  diary firaketana ny miseho isan-andro; fitanan-tsoratry ny varotra na ny fivoriana [1.17]

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  gazety [1.17]
Lohateny Journal of Hydrology

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taratasy milaza ny zavatra miseho isan' andro: Voici le journal de mon voyage (Inty ny taratasy milaza ny zavatra niseho isan' andro tamin' ny dia nalehako) [1.4]
  diary; taratasy milaza ny atao isan' andro; boky fanoratan' ny mpivarotra ny entana na vola miditra sy mivoaka isan' andro [1.9]
Lohateny Journal du Voyage fait sur la Côte Ouest de Madagascar
Madagascar ou le Journal de Robert Drury

Teny iditra journal
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  gazety. Tous les journaux en parlent (Milaza ihany avokoa ny gazety rehetra) [1.4]
  gazety [1.9, 1.17]
Ohatra Izao no teny nataon' ny Calcutta Journal, gazety tao Morosy milaza izany. [2.649]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : journal (un), journaux (des)
Habaka 
L' Express http://www.lexpressmada.com/
L' Hebdo http://www.hebdomada.com/
La Gazette de la Grande Île http://www.lagazette-dgi.com/
Lakroa n' Madagasikara http://www.lakroa.org
Le Quotidien http://www.lequotidien.mg/
Les Nouvelles http://www.les-nouvelles.com/
Madagascar Matin http://www.madamatin.com/
Madagascar Tribune http://madagascar-tribune.com/
Midi Madagasikara http://www.midi-madagasikara.mg/
Taratra http://taratramada.com/
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23