Teny iditra jompo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis) [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra zompona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31