Teny iditra | hovihovy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana akoram-biby amin' ny ranomamy [1.1] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||||||||
Tsipelina hafa | hovohovo | |||||||||
Teny iditra | hovihovy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy. [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | hovihovy, vohivohy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |