Teny iditra hitsidika (tsidika)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe mitsidika
Ohatra 
1Saika hitsidika isan-trano aho, kanjo fitondrana. [2.285]
2Efa nilazako izy fa izaho no mbola ho avy hitsidika anareo. [2.643]

Teny iditra hitsidika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Abaque [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  abaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31