Teny iditra | himpina | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra [1.1] | |
Tsipelina hafa | himpona | |
Fivaditsoratra | hanim-py, himpina, mpanihy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |