Teny iditra hefarana (efatra)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandritra ny efatra andro: Nijanona hefarana teto izy dia lasa
Halavam-potoana efatra andro: Nandritra ny hefarana no naharetan' ny fanadinanay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Quatre jours [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20