Teny iditra havaloana (valo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandritra ny valo andro: Vitsy no maharitra tsy mihinana havaloana
Halavam-potoana valo andro: Vao fito andro izay ka nahoana no tonga sahady ianao? Tsy andriko intsony ny havaloana ko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In eight days
The eighth day [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Huit jours [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20