Teny iditra hanona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31