Teny iditra grevy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Strike [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Grève [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: grève.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31