Teny iditra fotibaolina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay football] Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay mikatroka amim-pahaizana sy hakingana ary fahatanjahana hampiditra ny baolina amin' ny dakan-tongotra fotsiny ao anatin' ny tsatokazon' ny ankilany avy [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra foty
Ny fihaviany Frantsay: football.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31